| Entry | 1 mitsapaka |
| Root | 2 tsapaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin' ny lohatondroko ity fanosehana ity
5 Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin' ny tany 6 Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay omby nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona 7 Misisika: Nitsapaka tao afovoan' ny ankizy izy [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 mitsapaka, 13 tampisaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|