|
|
|
|

Entry1  mitsaha-pilana
Elementary words  2  mitsahatra, 3  filana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  tsy maniry na inona na inona intsony, faly amin' izay ananana [1.1]

Updated on 2025/09/12