Entry | 1 mitsaha-jaza |
Elementary words | 2 mitsahatra, 3 zaza |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona [1.13] 6 enti-milaza vehivavy mijanona tsy miteraka intsony [1.1] |
Explanations in French |
7 ménopause [1.13] |
Vocabulary | 8 Health |
Synonyms | 9 mitsaha-potoana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |