|
|
|
|

Entry1  mitsaha-jaza
Elementary words  2 mitsahatra, 3 zaza
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona [1.13]
6 enti-milaza vehivavy mijanona tsy miteraka intsony [1.1]
Explanations in French  7 ménopause [1.13]
Vocabulary  8  Health
Synonyms  9 mitsaha-potoana

Updated on 2025/09/12