|
|
|
|

Entry1 mitondraka
Root  2tondraka
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4 Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ!
Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana
(biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko [1.1]
Explanations in French  5 déborder, se répandre
paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux [1.3]
Morphology 
6 Present :
7 Past :
8 Future :
Proverbs  9 Proverbs containing that word

Anagrams  10 mandikotra, 11 mandrotika, 12 mitondraka

Updated on 2025/11/02