Entry mitola (tola)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tofoka
¶ Miraika kely, mirona, mihilana [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitola
nitola
hitola

Entry mitola
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mianjera (hazo, trano) [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06