Entry mitohy (tohy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay
¶ a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha
¶ b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay
Mitovy hevitra: manao ranolava [Rajemisa 1985]
 tsy miato [SLP 1986]
French definition continu
¶ mitohy eo ankavanana: continuité à droite
¶ mitohy eo ankavia: continuité à gauche [SLP 1986]
Morphology 
mitohy
nitohy
hitohy
mitohiza
Compound words, titles, names 
Quotes 
Illustrations 

2013/05/22