| Entry | 1 mitohatra |
| Root | 2 tohatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy) [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 8 mitoha-dreny |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/10/08 |
|