Entry mitobaka (tobaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitopy ka tonga mihoa-pefy: Nitobaka ny rano tao anaty siny fa nihazakazaka i Vao [Rajemisa 1985]
 mihoatra ny tokony ho izy [SLP 1986]
French definition déborder [SLP 1986]
Morphology 
mitobaka
nitobaka
hitobaka
Quotes 

2012/09/24