Entry mitery (tery)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamotsitra, mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Lasa nitery omby i Rainikoto [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitery
nitery
hitery
mitere
Quotes 

Entry mitery
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanosy] manery [Rakotosaona 1972]

2010/05/06