Entry mitehika (tehika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mikasika: Tsy mitehi-tany mihitsy ny tongotra indraindray ao anaty fiarambahoaka
¶ Miankina: Ataovy mitehika amin' ny rindrina ny tohatra [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitehika
nitehika
hitehika
mitehefa

Updated on 2010/05/14