Entry mitava
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Mahafaly] homana, mihinana [Rakotosaona 1972]

Entry mitava
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mitolona [Rakotosaona 1972]

Entry mitava
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] miady mifampikapoka sy mifampitora-defona [Rakotosaona 1972]

2010/05/06