Entry mitata
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Mahafaly] mikepoka, manamasina [Rakotosaona 1972]

Entry mitata
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] mitsodrano, miantso ny razana
¶ misorona [Rakotosaona 1972]
   [Mahafaly] mitsondrano [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] miantso razana [Rakotosaona 1972]

Entry mitata
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] mivavaka (raha jentilisa) [Rakotosaona 1972]

Entry mitatà
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mitsapatsapa [Rakotosaona 1972]

Entry mitata
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] manangona [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06