Entry mitarajo
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanala] milanja entana ankila bao [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mitondra entana an-tsoroka, milanja [Rakotosaona 1972]

2009/09/01