| Entry (1/2) | 1 mitapy |
| Root | 2 tapy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mankeo amin'ny bainandro mba hahazo hafanana, mitanina andro: Tsy manao afa-tsy ny mitapy andro io rafotsibe io [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 9 mitapy andro |
| Entry (2/2) | 10 mitapy |
| Part of speech | 11 active verb |
| Explanations in Malagasy |
12 mihahy [Bara]
[1.78] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 16 mitapy, 17 mpitia |
| Updated on 2025/10/08 |
|