| Entry | 1 mitapitapy |
| Root | 2 tapitapy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tonga miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara: Mitapitapy ny fiavin' ny orana tato ho ato [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|