Entry mitangy (tangy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] manome tangy [Rakotosaona 1972]
   Mikarama, mandray vola na fanomezana mba hanekena hiray amin' olona [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitangy
nitangy
hitangy

Updated on 2010/05/14