|
|
|
|

Entry1  mitangolika
Root  2  tangolika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mifadiditra, miolikolika manodidina...: Mitangolika amin' ny vatan-kazo ny vahy
Miolana: Mitangolika izany ny tsinaiko fa voan' ny mandalo aho [1.1]
5  mitambolona [1.13]
Explanations in French  6  se recroqueviller, se courber [1.13]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10 mitangolika, 11 mitongalika

Updated on 2025/09/12