Entry mitango (tango)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manapaka amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na ny laingon' ny anana: Mitango ravim-boangahazo
¶ Manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala: Mitango valala lena [Rajemisa 1985]
   [Bezanozano] mioty, mitsongo [Rakotosaona 1972]
Morphology  
mitango
nitango
hitango
mitangosa
Compound words, titles, names  
Quotes  

2010/05/14