| Entry | 1 mitandavana |
| Root | 2 tandavana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana hatreny an-tsena ka hatreny an-tsekoly ny mpianatra. / Irỳ tendrombohitra tomandavana -- Soa malomaloka mavamavana... " (Ny Avana) [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 8 tomandavana |
| Updated on 2025/09/12 |
|