| Entry | 1 mitambezo |
| Root | 2 tambezo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin' izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany
[1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|