Entry mitaitay (taitay)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Maika ha..., dodona ta...: Mitaitay hiasa ianareo mbola mpianatra,nefa ho leony ihany rahatrizay [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitaitay
nitaitay
hitaitay
mitaitaiza
Quotes  

Entry mitaitay (taitay)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] tondraka [Rakotosaona 1972]

2010/05/06