| Entry | 1 mitaitaika |
| Root | 2 taitaika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongavanareo mitaitaika toy izao
5 Maneno mitapitapy, midindina: Natao nitaitaika ny lakolosy tamin' ny fivoahan' ny razana avy tao am-piangonana [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|