Entry misoroka (soroka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manala tany na ahitra amin' ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy Ikoto hisoroka ny tokotanintsika
¶ Midify, miala amin' ny...: Mahay misoroka ny.totohondrin' ny ankilany izy saingy tsy mahay mamely [Rajemisa 1985]
English definition to clear off (the ground); to dodge, to elude [Hallanger 1973]
French definition nettoyer avec une bêche; s'esquiver de, esquiver [Hallanger 1974]
Morphology 
misoroka
nisoroka
hisoroka
misoroha
Quotes 

Updated on 2012/09/18