| Entry | 1 misomarodoka |
| Root | 2 somarodoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarodoka ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 8 misomarototra |
| Updated on 2025/09/12 |
|