Entry misoma
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] milalao [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka, Tanala] milalao, misangy: Misoma amin-jaja: ka laha tsy tay ka amany [Rakotosaona 1972]

Entry misoma
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] manafosafo [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06