| Entry | 1 misokà ka |
| Root | 2sok |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe [1.1] 5 misokatra kely [1.13] |
| Explanations in French |
6 être disjoint, entr'ouvert, béant, niais [1.3#617] 7 entrebâiller [1.13] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 mikasoka, 12 misokà ka |
| Updated on 2025/09/12 |
|