Entry misoitra (soitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misavasava ny lavenona, na ny vain' afo amin' ny hazo kely lavalava izay atao hoe soitrafo
¶ Maka voankazo amin' ny hazo lava marani-doha
¶ (omby) Mandentika ny tandrony amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Morphology 
misoitra
nisoitra
hisoitra
misoira
Quotes 

Updated on 2020/07/31