| Entry (1/2) | 1 miso |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Didy, lalàna: "Raha misy mandika ny miso napetraka, lavinay ambanilanitra ka matinay" (Tokim-panompoana fanao tamin' ny andron-dRanavalona reniny)
[1.1] |
| Entry (2/2) | 4 miso |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 Jereo meso
[1.1] |
| Anagrams | miso, 7 mosy, Mosy, 8 SIMO, 9 somy |
| Updated on 2025/11/27 |
|