| Entry | 1 misitery |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in French |
3 mystère: Ny misiterin' ny Trinité Masina (Le mystère de la Sainte Trinité)
[1.59] |
| Examples |
4 Betsaka tokoa ny zava-miafina (misitery) momba ny fiainan' olombelona.
[1.381#]
5 Vantany vao dify ny zoron-tamboho izy mianaka, dia niainga ny roa taminay hanaraka azy, fa nifanarahanay ny hanaovana izay hahalalana ity misitery momba ny eion' i Paritra ity. [2.285#] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 7 mistery |
| Anagrams | 8 mieritsy, 9 misitery |
| Updated on 2025/10/07 |
|