Entry misiky (siky)
Part of speech active verb
Malagasy definition manome siky [SLP 1986]
French translation se précipiter [SLP 1986]
Vocabulary 
Morphology 
misiky
nisiky
hisiky
misikia

Entry misiky (siky)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mitafy [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] misikina, mitafy [Rakotosaona 1975]
 miakanjo [SLP 1986]
French translation se vêtir, s'habiller [SLP 1986]
Morphology 
misiky
nisiky
hisiky
Synonyms misikina

Entry misiky (siky)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandroaka biby amin' ny filazana hoe "siky" [Rajemisa 1985]
Morphology 
misiky
nisiky
hisiky
misikia

Entry misiky
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanosy] mifoka (sigara, ets) [Rakotosaona 1975]

Entry misiky
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mitsentsitra [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31