Entry misetry (setry)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mivaly: Raha tsy misetry eto an-tany ny ratsy atao, tsy maintsy misetry any an-koatra [Rajemisa 1985]
Morphology  
misetry
nisetry
hisetry

Entry misetry
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mitsoboka [Rakotosaona 1972]

Entry misetry
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] manao antsitrika [Rakotosaona 1972]

2010/05/06