Entry misesitra (sesitra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   mitroka, mifoka paraky na sigara [Antambahoaka, Antemoro, Sihanaka, Tanala] [Rakotosaona 1972]
   mifoka [Bara] [Rakotosaona 1972]
   mitsentsitra [SLP: Voambolana]
French translation   absorber [SLP: Voambolana]
Morphology  
misesitra
nisesitra
hisesitra
Synonyms   mitroka

Updated on 2010/05/14