Entry misavasava (savasava (sava))
Part of speech active verb
Malagasy definition Manala na mampihataka izay manelingelina: Tsy maninona aho akory fa misavasaua ny raviny hahitana ny fotony [Rajemisa 1985]
Morphology 
misavasava
nisavasava
hisavasava

Updated on 2020/07/31