| Entry | 1 misaratsaraka |
| Root | 2 saratsaraka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Raha misaratsaraka izy : fasika
[2.285#307]
5 Dia nisaratsaraka be ihany ny mponina : ny sasany nianatsimo atsinanana nanampy ireo Mavorongo tany [2.357#83] 6 Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra. [2.996] |
| Updated on 2024/12/11 |
|