|
|
|
|

Entry1  misara-tsaina
Elementary words  2 misaraka, 3 saina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza olona maro tsy miray hevitra fa misy fisarahana sy elanelana ara-piheverana. [1.1]
Explanations in English  6 to be of different opinions. [1.7]
Explanations in French  7 être d'avis différents. [1.8]
Synonyms  8 misara-kevitra

Anagrams  9 asaramañitsy, 10 misara-tsaina

Updated on 2025/09/12