Entry | 1 misara-nono |
Elementary words | 2 misaraka, 3 nono |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny zaza mitsahatra tsy minono amindreniny intsony [1.1] |
Explanations in English |
6 to be weaned [3.1] |
Explanations in French |
7 être sevré [3.1] |
Examples |
8 ary ny zaza vao misara-nono hanao ny tànany ao an-davaky ny baziliky
[2.996#4.28.30]
9 Ratompokoamandrainy kanefa maty raha mbola tsy nisara-nono akory ny zaza. [2.508#341] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |