| Entry | 1 misara-tsaina | 
| Elementary words | 2 misaraka, 3 saina | 
| Part of speech | 4 locution | 
| Explanations in Malagasy | 5   enti-milaza olona maro tsy miray hevitra fa misy fisarahana sy elanelana ara-piheverana [1.1] | 
| Explanations in English | 6   to be of different opinions [1.7] | 
| Explanations in French | 7   être d'avis différents [1.8] | 
| Synonyms | 8 misara-kevitra | 
| Anagrams | 9 asaramañitsy, 10 misara-tsaina | 
| Updated on 2025/09/12 |   |