|
|
|
|

Entry1  misara maina
Elementary words  2 misara, 3 maina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 misaraka tsy nisy zavatra raikitra na nifanarahana; samy miala tsy misy na inona na inona vita [1.1]
Synonyms  6 misara-poana, misara-potsiny

Updated on 2025/09/12