Entry misangotra (sangotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka, Tambahoaka] mioty [Rakotosaona 1972]
Morphology  
misangotra
nisangotra
hisangotra
misangora

Updated on 2010/05/14