Entry misamontitra (samontitra (montitra))
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] tezitra mafy [Rakotosaona 1972]
   tezitra, misafoaka, vinitra izaitsizy, mitroatran' ny hatezerana: Nisamontitra tamin' ny mpianany nananihany azy Ramose
Mitovy hevitra: mifoaba ~ mifoaka ~ mitroatra [Rajemisa 1985]
French definition   s'irriter, être furieux: Nisamontitra tamin' ny zanany izy (Il était furieux contre son fils) [Abinal 1888]
Morphology  
misamontitra
nisamontitra
hisamontitra
misamontera
Other spellings  

2014/10/31