Entry misamaka (samaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Vaky triatra, misaraka roa: Efa nisamaka ilay hazo ka mora notapahina
¶ Misahana raharaha maso: Nisamaka telo izy ka nalaky vizana [Rajemisa 1985]
Morphology  
misamaka
nisamaka
hisamaka
misamaha

Entry misamaka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] miteraka [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/05/10