|
|
|
|

Entry1  misakan-dalana
Part of speech  2  locution
Root  3  sakana, lalana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mibahana eo amin' izay alehan' ny sasany; enti-milaza ny jiolahy misakana ny mpandeha mba handrobana azy

Updated on 2025/07/29