Entry misafotaka (safotaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misy loto mifotetaka: Mahatsikaiky ny mijery ny tarehin' ny zazakely misafotaka rehefa avy mihinana tavinkena [Rajemisa 1985]
Morphology 
misafotaka
nisafotaka
hisafotaka

2010/05/14