Entry misa (isa)
Part of speech   active verb
French definition   se compter, compter parmi, être au nombre de, être avec, avoir part à. Firy hianareo? Andraso kely fa mbola misa izahay: combien êtes-vous? Attendez un peu, car nous nous comptons encore. Misa aminareo aho, fa aza avahana: je suis avec vous autres et ne m'excluez pas. Hianareo valo no misy amin'ity karama ity: vous autres huit vous avez part à ce salaire. [Abinal 1888]
Morphology  
misa
nisa
hisa
mi

Entry misà
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] milalao, mihira [Rakotosaona 1972]

Entry misa
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] hira [Rakotosaona 1972]

2010/05/14