Entry mirosarosa (rosarosa)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manao zavatra na mandeha miadana dia miadana, tsy rototra [Rajemisa 1985]
Morphology  
mirosarosa
nirosarosa
hirosarosa

Entry mirôsarôsa
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] mampiseho ny voniny, mamony: Mirôsarôsa ny voninahitra (vary) [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/14