Entry | 1 mirorotre |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] misintona dia mitamberina toa fingotra na lastika: omeo hena hojane mirorotry i Pokane fa maniry tay ( omena haninkanin-kena i Pokane fa maniry nify ) [Tanala]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |