| Entry | 1 miropy |
| Root | 2 ropy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitakoko, mipetraka manjokaiky Mialoka: Izany, rahavako, noroa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka (Rajaonah Tselatra) [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 8 miropy, 9 mpiory |
| Updated on 2025/09/12 |
|