Entry mirongaronga (rongaronga)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitombo haingana, maroroka izaitsizy ao anatin' ny fotoana tsy ela: Mirongaronga erỳ ity zanakao faralahy ity [1.1]
Morphology 
Present : mirongaronga
Past : nirongaronga
Future : hirongaronga

Anagrams 

Updated on 2023/01/05