|
|
|
|

Entry1  mirokondrokoña
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 [Betsileo] marokoroko: Tsa mioza tomboke i ko mirokondrokoña dia koa hode-boae ny aze ny tomotse (Tsy manana tongotra izy ka marokoroko toa hodi-boay ny voditongony) [1.78]

Updated on 2026/02/04